Dikan'ny teny : sitranina
Hampiditra dikany hafa
(sitrana) mt, ih. (sitrano): Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mande-ha. 4 Afahana amin'ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha