Dikan'ny teny : sitrana

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka niuoaka ny hopitaly. / Sitràna soa aman-tsara. I t.i.f•: Sitranina, asitrana, voasitrana, sinitrana / manasitrana, fanasitrana, mpanasitrana / anasitranaha, fanasitranana / mahasitrana / sitrantsitrana. ¶ M.h.: Miafa, miafana, nialan'aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana fntsony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0703