Dikan'ny teny : sitimo
Hampiditra dikany hafa
(angl. steam) a.: Entona, fofon-drano. Hafainganam-pandeha. - F,-p. Haingana ohatra ny sitimo: haingam-pandeha aoka izany; tselatra (f.s.b.).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha