Dikan'ny teny : siso

Hampiditra dikany hafa
a.: Fofon-dratsy avy amin'ny sakafo efa naharitra ela; siron-javatra efa simba. i t.if.: Masiso / hasiso, fahasiso. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1341