Dikan'ny teny : sinetry

Hampiditra dikany hafa
(setry) mt, ih, misy tsofoka in: Voasetry, setrena; valiana: Tsy natahotra velively izy fa nosinetrany daholo ny teny nataon'ny mpitory azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067