Dikan'ny teny : sinema
Hampiditra dikany hafa
(fr. cinéma) a.: Fakana sary zavatra na olona mihetsika asnin'ny bandy atao hoe filma izay ampidirina amin'ny fitaovana manokana ka mamoaka indray ilay sary sy feo nalaina; sarimihetsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha