Dikan'ny teny : sinatra
Hampiditra dikany hafa
(setra) mt. ih, misy tsofoka in: Voasetra, setraina, toherina: Nosinetran'ny miaramila tamin-kerimpo ny famelezan'ny fahavalo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha