Dikan'ny teny : siman
Hampiditra dikany hafa
(fr. ciment) na Simenitra (angl. cernent) a.: Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika. 1 h.o.: Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavar10,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha