Dikan'ny teny : sima
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Nahafahana na vaky simaka ny molotra, misy rava na tsy mitovy sisina amin' ny namany. - t.i.f.: Simaina, voasima 1 manima, fanima, mpanima 1 animana, fanimana / mahasima.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha