Dikan'ny teny : sihanaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(Ski) a,: Kamory lalina tsy misy ahitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Foko kelikely manodidina ny farihin'Alaotra, izany hoe amin'ny tany voafaritry ny renirano Benrarivo ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha