Dikan'ny teny : sifotra

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr'ala, ny sifotr'amboa. - F.-p.: Sifotr'omby: fandraisana ny tandrok'omby amim-pahakingana ka misavily ary mikainkona eny mova tsy ny akoran-tsifotra. / Misifotr'omby: misangy omby, izay raisina ny tandrony ka isavilianana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. - t.i.f.: Siforina, voasifotra I misifotra, fisifotra, mpisifotra/ isiforana, fisiforanal mahasifotra I sifotsifotra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066