Dikan'ny teny : sidintsidina
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidihtsidina dia mivelona amin'ny bibikely ramriasanY amin'ny vavany eny atn-panidfnana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha