Dikan'ny teny : siantsiana
Hampiditra dikany hafa
ft.: Fiviliana amin' izay tokony ho izy; fahadisoam-pandeha noho ny haitraitra (jer. Siasia). - t.i.f.: Misiantsiana, fisiantsiana, mpisiantsiana 1 fisiantsianana J mahasiantsiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha