Dikan'ny teny : sevosevo

Hampiditra dikany hafa
Sevoka sy Sevotsevoka p. t.: Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin'izay atao fa mora kivy na leony, - t.i.f : Sevosevoina, sevohina, sy sevotsevohina, voasevosevo, sinevosevo, tafasevosevo / misevosevo, na misevotsevoka, fisevosevo, na fisevotsevoka, mpisevosevo, na mpisevotsevoka J isevotsevohana, fisevotsevohana / isevosevoana, fisevosevoana / mahasevosevo, mahasevotsevoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067