Dikan'ny teny : sesilany
Hampiditra dikany hafa
a.: Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona. ~ p.t.: Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin'io fianakaviana io izay! Mifanindry lany, an-kisesy, mitontohitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha