Dikan'ny teny : serizà-sefo

Hampiditra dikany hafa
(fr. sergent-chef) a.: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny Adijidà izay amboniny sy ny Serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin'ny Martre faharoa, kilasy voalohanY (fer, Grady). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065