Dikan'ny teny : seriny
Hampiditra dikany hafa
Seriseriny p.t.: Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriny er? izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha