Dikan'ny teny : serasera
Hampiditra dikany hafa
a.: Fandalovana mivezivezy eo an oloan'olona; fandalondalovana matetika eo anoloan'olona; fifamangiana matetika. - t.i.f.: Seraseranina, aserasera J manerasera J mifanerasera.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha