Dikan'ny teny : senoka
Hampiditra dikany hafa
Senotsenoka p.t.: Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin'izao fotoana izao. 1 Renoka fatratra aminjavatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy. ? Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. - t.i.f.: Asenoka, voasenoka, senotsenokaJ misenotsenoka, fisenotsenoka, mpisenotsenoka / isenotsenohana, fisenotsenohana / mahasenotsenoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha