Dikan'ny teny : selotselotra
Hampiditra dikany hafa
a.: Fisalovanana ny raharahan'ny hafa, fisosasosana. - t.i.f.: Miselotselotra, fiselotselotra, mpiselotselotra 1 iselotselorana, fiselotselorana 1 mahaselotselotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha