Dikan'ny teny : satrikoa
Hampiditra dikany hafa
ppt. feh.: Izany hay no anton'ny...; hitako no...: Nahazo vola be tamin'ny loteria, hono, Rakoto — satrikoa nividy trano lehibe any Antananarivo izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha