Dikan'ny teny : saroro

Hampiditra dikany hafa
a.: Teny mandrendrika, atao mba hahazoana marnerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy in y. - t.i.f.: Saroroina, asaroro, voasaroro / misaroro, fisaroro, mplsaroro / isaroroana, fisaroroana / mahasaroro / saroroIOro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077