Dikan'ny teny : sarobabay
Hampiditra dikany hafa
a.: (taloha) Teny fanaon'izay notinendry hanondro ny olona hampisotroina tangena — (ankehitriny) teny ampiasaina ho toy ny fialan-tsiny fa hilaza zavatra mety hahavoa olona vitsivitsy amin'ny betsaka izay eo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha