Dikan'ny teny : saranga
Hampiditra dikany hafa
a.: Halava, halavana, tsanganana. • Fahamendrehana, haja: Tsy hitovy saranga na ooiana na ouiana amin' ny Filoham-pirenena ny mpiasa an-tranony. • F.-p.: Mitouy saranga: mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha