Dikan'ny teny : santionany
Hampiditra dikany hafa
(fr. échantillon) a.: Sombiny kely, tapiny: Vao santionany uitsiuitsy mialoha lalana fotsiny amin'ny ualala izao hitantsika izao. / Santionany amin'ny haratsiany izao asehoko anao izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha