Dikan'ny teny : sanàka

Hampiditra dikany hafa
p. t. : Enti-milaza vava misokatra na mitanatana, toy ny an'olona iray mitolagaga na midonàka. - t.i.f.: Asanàka / misanàka, fisanàka, mpisanàka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067