Dikan'ny teny : sampina

Hampiditra dikany hafa
a.: Ilazana ny fomba fanipy ny lanin'ny lamba tafina ho eo ambony soroka: Sampin-kau?a. - t.i.f.: Asampina, voasampina, tafasampina / manasampina, fanasampina, mpanasampina / anasampinana, fanasampinana / misampina, fisampina, mpisampina / isampinana, fisampinana / mahasampina / sampintsampina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084