Dikan'ny teny : sampaho

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin'io ta-ho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao /Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta) Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074