Dikan'ny teny : samihafa

Hampiditra dikany hafa
p. t. : Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan'ny tanĂ na fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin'ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny, jar. Samy). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1342