Dikan'ny teny : sambo
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha