Dikan'ny teny : sakondry
Hampiditra dikany hafa
1.
(Btm) a.: Bibikely marani-doha mipetraka amin'ny vahy sasantsasany, toy ny tsidiny na ny kalamaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Karazana famakiloha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha