Dikan'ny teny : sakaina
Hampiditra dikany hafa
(saka) mt. ih. (sakao): Sak (orana, na foza) Alaina, halorina ao anaty lavany; (lehilahy) raisina amin'ny ankasarotany eo am-piadiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha