Dikan'ny teny : saingona
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Karazan'ahitra fanao kitay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p. t.: Matavy, mahazo nofo sy mandina. ? h. i.: Enti-milaza olona manomboka hanan-karena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha