Dikan'ny teny : saikena
Hampiditra dikany hafa
(saiky) mt. ih. (sui-Iseo): Soloana hafa,asiana saikiny: Aoka tsy hosaikenao ny zanakao fa avala izy hiasa irery hatrany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha