Dikan'ny teny : saikatra

Hampiditra dikany hafa
a.: Enti-milaza ny omby vositra. • h.i.: Sarindahy. • p.t.: Vary hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, - t.i.f. : Mahasaikatra 1 saikatsaikatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074