Dikan'ny teny : sahotaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Fahataitairana sy fisavoritahana noho ny tahotra indrindra; fisafotofoto, fisaritaka. il t.i.f. : Misahotaka, fisahotaka, mpisahotaka / isahotahana, fisahotahana / sahotakotaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha