Dikan'ny teny : sahona
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-biby mivelona eny amoron'ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana no-ho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman'endriny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha