Dikan'ny teny : sabotsy

Hampiditra dikany hafa
na Asabotsy (izaymarimarina kokoa) a.: Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andin fahatelo kosa izy teo amin' ny ntaolo malagasy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1153