Dikan'ny teny : sa
Hampiditra dikany hafa
ppt.: Ampiasaina hisolo ny "na" raha manontany, ka araka izany, dia entina hampisafidy amin'ny zavatra roa: Inona no tianao, zanaka sa harena?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha