Dikan'ny teny : rozaroza
Hampiditra dikany hafa
a: Toetran'ny zavatra lava sy miramborambo, mikiraviravy (mitovy hevitra sy fitanisana amin'ny Rozaka). - t.i.f.: Arozaroza, tafarozaroza / mandrozaroza, fandrozaroza, mpandrozaroza / mirozaroza, firozaroza, mpirozaroza / irozarozana, firozarozana / maharozaroza / mitarozaroza.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha