Dikan'ny teny : roria
Hampiditra dikany hafa
ft.: Fijerena mitsipendrampendrana be ihany ka toa manjary roa daholo izay zavatra jerena. * t.i.f. : Mandroria.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha