Dikan'ny teny : rorana
Hampiditra dikany hafa
(rora) mt. ih. (rorao): Tsipazana rora: Nororan'ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina. ? Atao tsinonts}-nona, tebahina, fotsifotsina, zimbazimbaina: Nororany ilay mpangalatra dia lasa izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha