Dikan'ny teny : rondra
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Zavamaniry manitra (Hydrostachys imbricata).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
ft.: Fahatezerana tafahoatra, tsy fahatsindrian-tsaina miteraka fahadalana; filazana na fanaovana fahadaladalana, teny na zavatra tsy voahevitra. - t.i.f.: Mandrondra, fandrondra, mpandrondra / androndrana, fandrondrana / maharondra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha