Dikan'ny teny : rofatra
Hampiditra dikany hafa
a.: Haraoraon-javatra, harokoroko. ? h.o.: Raharaha misavoritaka. - t.i.f.: Mirofatra, firofatra, mpirofatra / irofotana, firofotana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha