Dikan'ny teny : riona

Hampiditra dikany hafa
ft.: Ny fifiokan'ny zavatra mandalo na nivily tsy lavitra loatra; fijery misompirana dia midify. - t.i.f. : Tafariona / mandrin-na, fandriona / miriona, firiona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075