Dikan'ny teny : ringitra

Hampiditra dikany hafa
sy Ringindringitra p. t.: Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra. ? (volo) Fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an'ity taratasy ity. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783