Dikan'ny teny : ringanina
Hampiditra dikany hafa
(ringana) mt. ih. (ringano): Fonganina, ravana, simbana: Noringanin'ny fahavalo ny zava-drehetra tamin'ity faritany ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha