Dikan'ny teny : rihitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky. • Ny maditidity amin'ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo. - t.i.f.: Marihitra / marihidrihitra / harihitra, faharihitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha