Dikan'ny teny : revaka
Hampiditra dikany hafa
ft.: Haingo feno rentirenty manaitra ny maso; ravaka mambabo amin'ny fanjelanjelany. - t.i.f.: Arevaka, marevaka 1 harevaka Ifaharevaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha