Dikan'ny teny : repoka

Hampiditra dikany hafa
a: Ny fipiapiakan'ny voanjo tsakoina; ny fikepokepoky ny zavatra ketoketohin'ny nify. - t.i.f.: Arepoka, voarepoka, tafarepoka 1 mandrepoka, fandrepoka, mpandrepoka / andrepohana, fandrepohana I mirepoka, firepoka 1 maharepoka / repodrepoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0789